Ambohimangakely : « Sarimbavy » nampianatra nanolana lehilahy, nadoboka eny Tsiafahy
Bandikely 16 taona teto ny mpianatra ary zazalahikely vao efa-taona monja no nataony lasibatra. Rehefa natao ny famotorana dia nilaza iry voalohany fa lehilahy sarimbavy 18 taona no nampianatra azy ny hiray amin’ny lehilahy ary nampianatra azy hanolana ihany koa. Niara-nosamborina ireto farany ary samy nadoboka am-ponja. Tranga mampivarahontsana sy tsy dia fahita firy no nitranga tao amin’ny tananan’Ambohimitsara, kaominina Ambohimangakely ny alakamisy teo. Tonga teny...