Ambohidratrimo : Valo lahy nitam-basy nanafika tokantrano

Teo amin’ny fokontany antsoina hoe Ambatonahorina no nitranga ny fanafihana. Valo lahy nitazona basy poleta sy zava-maranitra isan-karazany ary baramina no tompon’antoka. Amin’ny andro antoandrobe, tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany, ny talata teo, no tonga ireo tao amin’ilay toerana. Voaroba tao ny fahitalavitra manify, ny vola mitentina 3,8 tapitrisa Ariary mahery, ny findain’ny olona tao an-trano. Nentin’ireo olon-dratsy hatramin’ny peratra volamena teny an-tanan’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohidratrimo : Valo lahy nitam-basy nanafika tokantrano