Ambatomaro : Lehilahy 60 taona maty, may kila tanaty hain-trano

Nitrangan’ny hain-trano goavana namoizana aina tetsy Ambatomaro ny alin’ny alarobia lasa teo. Trano iray lehibe, ambanin’ny fiangonana Fjkm teny an-toerana no potika tanteraka, ravan’ny afo tao anatin’izany loza izany. Araka ny fampitam-baovao azo dia lehilahy iray, izay nanana areti-nitaiza no tsy afa-nitsoaka sy voafandriky ny afo ary namoy ny ainy tao anatin’izay. Hatreto dia tsy fantatra mazava izay tena antony nahatonga ny fahamaizana, hoy ny fanazavana azo avy amin’ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambatomaro : Lehilahy 60 taona maty, may kila tanaty hain-trano