Ambalavao Atsimondrano : Vehivavy notrobarana sabatra, roa lahy nadoboka eny Tsiafahy

Ny zoma lasa teo no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ireo roa lahy, voarohirohy tamin’ny famonoana feno habibiana vehivavy iray 21 taona, tetsy Ambalavao Atsimondrano. Nandray fanapahan-kevitra avy hatrany ny hampiditra azy ireo teny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy ireo mpitsara mpanao famotorana. Raha tsiahivina dia efa vehivavy tsy nahatsiaro tena intsony, tao anaty rà mandriaka no hitan’ny fokonolona teo amin’ny fokontany Amboniandrefa, ao amin’ny kaominina Ambalavao,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambalavao Atsimondrano : Vehivavy notrobarana sabatra, roa lahy nadoboka eny Tsiafahy