Alasora : Mpisipa niady, niafara tamin’ny fanolanana faobe

Tsy vitan’ny hoe nifandimbiasan’izy dimy lahy nanaovana ny filan-dratsiny fotsiny ity tovovavy fa mbola naharahana daroka sy vono ary fandratrana tamin’ny alalan’ny vy ihany. Herinandro vitsy taty aoriana, voasambotra ny sasany tamin’ireo nahavanon-doza. Ny sabotsy teo no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ireo efa-dahy tompon’antoka tamin’ny fanolanana sy fandratrana tovovavy iray teny amin’iny faritra Miadana, ao anatin’ny kaominina Alasora iny, taorian’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Alasora : Mpisipa niady, niafara tamin’ny fanolanana faobe