Xhi izy

2100 taona, ireo kisarisary hita tao amin’ny zohin’Andriamamelo, anatin’ny faritra voajanahary voaaro antsoina hoe Beanka, any Melaky, faritra afovoany andrefan’i Madagasikara hoy izy sivy mianadahy (David A. Burney, Julian P. Hume, Roger Randalana, Radosoa A. Andrianaivoarivelo, Owen Griffiths, Gregory J. Middleton, Tanambelo Rasolondrainy, Ramilisonina, Chantal Radimilahy) nanao ny fikarohana : «Amin’ireo sary dia misy litera «M», izay tena mitovy amin’ny litera «hawt»...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar