Tsy firenena fandraisam-bahiny

Sahirana ny fiaraha-monina mifandrafy noho ny Kolontsaina tsy mitovy. Mbola mihoatra noho ny ara-poko aza ny fahasarotan’io fiaraha-monina ara-kolontsaina io. Ny Andriamanitra ivavahana. Ny hanina tsy fadiana. Ny fomba fitafy. Efa hita any amin’ireo firenena eoropeana, izay sady mpamatsy vola antsika no mpambosy hevitra izay tsy voatery ifanarahana, ny loza ateraky ny Kolontsaina mifandrafy anaty fiaraha-monina iray. Hatramin’ny 1945, niafaran’ny Ady Lehibe Faharoa, dia te-ho deraina...
Lire la suite sur