Taom-podilahimena
Taonjato faha-9 vao tonga teto Madagasikara ny omby, jamoka taloha. Ny fahapotehan’ny zavamaniry no namaritan’ny arkeôlogy izany fanisana izany. Ka talohan’ny «Fiteren’omby», «Mivoak’omby», «Mivoaka omby terabao», «Mby ampamatoran’ombikely», «Mody omby terabao», «Mangoron’omby», «Mody omby» : inona no fizarana ny andro ?Roa arivo taona talohan’ny niraofan’ny omby teto Madagasikara dia efa mby teto anivon’ny riaka ireo Razamben’ny Razambe. Izy Razamben’ny...