Sasin-teny enti-milaza

Ity lahatsoratra ity no nisantarako ny anjarako tamin’ilay boky «Lova», amboaran-tsary nalain’i François-Xavier Gbré teto Antananarivo, ary natontan’ny Fondation H. Boky manahaka ny fomban-dRabearivelo : sady miresaka frantsay no miteny gasy. Amin’ny tononkalon-dRabearivelo mantsy, tsy fantatra intsony iza no dikan-tenin’iza fa toa kambana ny «Presque-Songes» sy ny «Sari-Nofy». Jean-Joseph Rabearivelo (1901-1937) voulait versifier en langue française mais sur le tempo, la...
Lire la suite sur