Rehefa fady ny tandrametaka

Kila forehitra ny tsenan’Asabotsy ao Antsirabe. Taona maro lasa, raha nivahiny farany tao, dia nahita-maso ny korontandrotana sy ny lalana nifanizina zara nisy nifanenan’olon-droa. Ny tena moa mankahala ny mifanitsa-kitro (na tsenan’Asabotsy, na Anjoman’Analakely, na kianja 13 mey) ka dia nanao todik’ivoho ary tsy niserana intsony. Raha ny nahatonga ny afo, angamba dia ireo antony efa voatanisa, taona maro ihany koa, mialoha ny nahamay ny kianjan’ny Boky etsy Ambohijatovo....
Lire la suite sur