Pessah jiosy tsy ikalahafa amin’ny Paska kristianina

«Jesosy : Jiosy tao Palestina, mpanangana ny fivavahana kristianina», hoy ny «dictionnaire Larousse» eto ambany masoko. Adinodino tsy dia antitranterina loatra fa manana firazanana jiosy ny fivavahana kristianina. Ny boky dimy voalohany amin’ny «Baiboly hebreo» dia hajain’ny Jiosy manokana noho izy hoe noraisina mivantana tamin’i Mosesy (na Moizy). Ireo no antsoina hoe «Torah». Malaza ho anisan’ny manakaiky indrindra «Izay Voasoratra» tany am-piandohana ny dikan-teny...
Lire la suite sur