Patrick Venance Raharimanana. Zaza “affabulateur” tsy niraharaha ny hafatry ny rainy ka nivari-lavo tanteraka amina soratsoratra tsy misy porofo na ny iray aza
Izao no namaranany io tantarany vaovao, dimy pejy A4 be izao, io : « (…) 2028 isika mahita azy, fa efa niteny hatrany aho, eo no mikatona tanteraka ny varavaram-by nao, na alohan'izay. Efa nambarako ny lalana ivoahanao alohan'izay, raha mbola manam-pahendrena kely ianao. Raha mikasa hanao amboletra amaky barazy, 20 taona nitondrana ianao, dia miandry anao eo aho ». Samia tsara Patrick Ao anatin’ity lahatsoratro ity dia hifangaro ny teny malagasy sy frantsay. Ny antony ? Mba...