Parisy, Grand Palais, 05 oktobra 2024. “Ny tanora sy ny olona miasa sy mamokatra no mampitoetra maharitra ny fandrosoana”, hoy ny Filoha Andry Rajoelina

SARY TENA LEHIBE ETO Nifarana ny sabotsy 05 oktobra 2024 ny Fivoriana an-tampony andiany faha-19 ny Frankôfônia izay natao tany Frantsa, tany Villers-Cotterêts (Aisne) sy tao Parisy (Renivohitr'i Frantsa). Nizara roa mazava io andro farany io. Teo ny hoe « séance plénière », ny maraina, izay fivoriana afaka natrehin’ny mpandray anjara rehetra, ary teo ny « séance à huis...
Lire la suite sur
Image à la une de Parisy, Grand Palais, 05 oktobra 2024. “Ny tanora sy ny olona miasa sy mamokatra no mampitoetra maharitra ny fandrosoana”, hoy ny Filoha Andry Rajoelina