Orinasa HITA. Misy tena manaraoraom-paty ara-bakiteny ka manao resaka tonelina Ambanidia nirodana hatrany…

Ampahan'ny Orinasa HITA ao Toamasina Ahoana re no tokony ilazana ireto karazana gasy (fa tsy mendrika ho lazaina Malagasy) tena miandry izay karazam-boina rehetra izao dia mamorona ka ampifandraisana amina resaka tsy mifandray mihitsy, rehefa tena zoina akaiky ilay resaka avoaka ? Io fomba io, na tiana na tsia, dia misy mpanao politika gasy aoriana ao, izay manome vola olona manozona ny tenany sy ny taranaka, satria mihevitra fa tsy ho tratra mihitsy raha manoranoram-poana amina anarana...
Lire la suite sur
Image à la une de Orinasa HITA. Misy tena manaraoraom-paty ara-bakiteny ka manao resaka tonelina Ambanidia nirodana hatrany…