Orana kamboty farihy, dobo, kamory

Fofon-tany mando koa mba tiako rehefa ho volana desambra... Ny hiran-dry Lôlô sy ny Tariny moa dia hoe «Fofon-tany mando mba tiako rehefa volana oktobra». Isika ity efa herinandro sisa tsy ho desambra vao mba mitaika ny orana.«Mihomehy tany vaky», hoy ilay fitenenana. Nahavita nitsangana aho teo vao nandre «orana mitendry ny fanitso». Efa ela loatra no niandrasana, nantenaina, niandrandràna, ranon’orana. Maina, mitresaka ilay tany vaky nilaozana hamandoana. Atambo fa tsy loza. Raha...
Lire la suite sur