Omba-mitady olom-banona

«Madagasikara, firenena isan’ireo mahantra indrindra maneran-tany». Faheno matetika izany dimiambienimpolo taona aty aorian’ilay fanantenana nipololotra tamin’ny fiverenan’ny Fahaleovantena. «Madagasikara, firenena isan’ireo mahantra indrindra maneran-tany» : fiteny sady mahasosotra no mahamenatra anefa tsy azo lavina fa zava-marina, hita andavanandro, iainana mandavantaona.«L’énigme et le paradoxe» hoy ilay boky nosoratan-dry Razafindrakoto Mireille, Roubaud François ary...
Lire la suite sur