Ny tabataban’ny fahanginako

Roa taona katroka lasa, ny 7 aogositra 2023, nanoratra izao manaraka izao ny pejy Facebook Commune Urbaine de Mahajanga : «Tabataba miteraka fanelingelenana ny hafa mihoatra ny amin’ny 10 ora alina. Tsy ny fampiharana ny sazy no atahorana fa tokony hapetraka sy (ho) ataontsika loha-laharana hatrany ny fifanajan’ny fiaraha-monina. Raha mba milaza ny mpifanila-bodi-rindrina fa misy marary, misy zazakely, sns, ka mangataka mba ahena kely ny mozika, dia tokony mifampihaino fa tsy...
Lire la suite sur