Ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ireo mpikambana mandrafitra ny governemanta miisa 27
Tontosa ny Alahady 14 Janoary 2024, teny amin’ny Lapam-panjakana ao Iavoloha, ny fampahafantarana ireo ministra mandrafitra ny governemanta vaovao tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian. ETO NY VIDEO Ireto avy ny anarana sy ny toerana misy izy ireo tsirairay...