Misaotra, lehiroa

Indraindray koa, rehefa tsy misy enjehina, mba miato kely dia mandinika ny manodidina. Tahaka izay nataoko omaly, voalohan’ny volana : tonga teo Andravoahangy-ambony, tokony handray Besarety, no nitohana tsy nihetsika mihitsy. Namonjy sisiny aho dia naka mora.Sampanan-dalana tsy dia isan’ny mazava loatra eto Antananarivo, raha ny eo. Nandinika tsy satry ny nataon’ilay polisy, hany tokana niasa teo aho. Tamin’ny andron’ny fahazazana, mbola nahatratra ireo polisy miteronterona anaty...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar