Mby aiza, 130 taona aty aoriana

Lasa ny saiko. Tsy ampy olona nanana traikefa «administrateur civil»  tokoa Rainilaiarivony (Praiministra 1864-1895). Raha nanana olona niaina «administration» (fanantontosana ny politikam-panjakana mikasa soa iombonana) izy, nandeha lavitra kokoa, satria tafapaka tokoa, ireo fanavaozana nentiny tamin’ny volana martsa 1881. Tsy ampy ny famoronana «Governemanta» anarany fotsiny. Nisalotra anarana ho «ministra» ireo izay voatendry, saingy sarintsarim-pahefana no teo am-pelatanany...
Lire la suite sur