Mararin-janaka antoky ny hoavim-pirenena
Misy Raiamandreny manana zanaka samy nanala fanadinam-panjakana, tamin’ity taona ity : CEPE, BEPC, BAC. Tsy kivy mampiana-janaka ny Raiamandreny na dia eo aza ny fahasahiranana maro samihafa, eny fa na dia ny fiantrehana izany fanadinana izany indrindra aza ho an’ny fianakaviana maro. Tamin’ity taona...