Mandrora mitsilany manototra farihy
Ireto misy famaritana tsara ho fantarina. Ampahafantarina indrindra koa ny taranaka sao dia anaty boky sy lahatsoratra sisa no hahalalany azy, rehefa tapitra tototra avokoa ny rano sy ny tanimbary. Farihy : tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoakaKamory : rano mihandrona ao amin’ny toerana iray ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin’ny doboDobo : lavaka ihandronan’ny ranoAntara : dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizyHetrina : farihy na dobo taloha fa...