Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…

ilay olona voatafika tao Mananara avaratra ny week end teo. Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao fotoana izao. Tovolahy iray mpanao ireny “cash point” ireny no voatafika tao an-tranony ny sabotsy maraina be tao tao Mananara avaratra. Voatery nentina aty Toamasina ny tenany vokatry ny tsy fahatsiaron-tena aminy hatramin’izao ka ao amin’ny hopitaly marnaram-penitra Morafeno ny nampidirana azy. Tena voa...
Lire la suite sur
Image à la une de Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…