Malahelo ny SOLIMA
Tamin’ny voalohandohan’ny taona 2002 tany ho any, 4020 Iraimbilanja ny litatra lasantsy. Ny volana aprily 2018 no lasa 4020 Ariary izany litatra lasantsy SP95 izany. Mamitaka ilay tarehintsoratra hoe 4020 satria avo dimy heny amin’ny FMG ny Ariary. Nitombo avo dimy heny izany ny litatra lasantsy, teo anelanelan’ny 2002 sy 2018. Ny taona 2022 no tafakatra 5000 Ariary ny litatra «lasantsy». Efa nananontanona ny 6000 Ariary tamin’ny 2023 sy 2025, tohin’ilay fampiakarana 44%, vao...