Mahavoky Mahajanga :  Lehilahy nahatratrarana basy poleta tsy ara-dalàna

Basy poleta PATT iray niaraka tamin’ny fitoeram-bala sy bala miisa enina no hita teny aminy, tamin’ny fotoana nahatongavan’ny pôlisy teny an-toerana. Tranga niseho tao Mahavoky atsimo, tao an-drenivohitr’i Boeny tao, ny voalohan’ny herinandro teo. Raha ny fampitam-baovao azo dia antso avy amin’ny olona teny an-toerana no nahafantaran’ireo mpitandro filaminana ny fisiana olona mampiahiahy teny amin’iny faritra iny, tsy lavitry ny toerana fivarotana zava-pisotro iray. Nidina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahavoky Mahajanga :  Lehilahy nahatratrarana basy poleta tsy ara-dalàna