Mahajanga. Mialy R. Rajoelina. Kabariny teo amin’ny Village touristique ny Sabotsy 8 Marsa 2025

Miara-mankalaza amin’izao tontolo izao ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy isika eto Madagasikara androany. Koa am-pifaliana no iarahabako ny vehivavy malagasy rehetra nahatratra izany. Ka ho mariky izany dia hiaraka anao lamako isika rehetra. Mahatsiaro manokana ihany koa ireo traboina aho, ary mankahery ireo fianakaviana tra-pahoriana noho ny rivo-doza izay nitondra takaitra tamin’ny Faritra maro teto amintsika. Koa miray fo tanteraka amin’izy ireo aho. Ny 8...
Lire la suite sur
Image à la une de Mahajanga. Mialy R. Rajoelina. Kabariny teo amin’ny Village touristique ny Sabotsy 8 Marsa 2025