Madagasikara. Orange Day Caravane médicale 2024. Hafatr’i Ramatoa Mialy R. Rajoelina

Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, 26 Novambra 2024. Natomboka io andro ilay hetsika « Fahasalamana manakaiky vahoaka », iarahan'ny Fikambanana Fitia, tarihin’ny Filoha mpanorina, Ramatoa Mialy R. Rajoelina, sy ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ary ny OMS. Tafiditra ao anatin’ilay "16 jours d'activisme" mifandray amin’ny « Orange Day 2024 » (...
Lire la suite sur
Image à la une de Madagasikara. Orange Day Caravane médicale 2024. Hafatr’i Ramatoa Mialy R. Rajoelina