Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina
Antananarivo, 25 Novambra 2024. Nomarihana androany tao amin'ny Kianjan'ny Hira Gasy Ampefiloha ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena hanafoanana ny herisetra amin'ny vehivavy, fantatra maneran-tany amin’ny anarana hoe « Orange Day ». Toy ny isan-taona dia manamarika izany ny eto Madagasikara, teo ambany fitarihan’ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika, Ramatoa Mialy R. Rajoelina. izay « Championne de la lutte contre les VBG » eto Madagasikara ihany koa. « Mijoro sy...