Madagasikara. Ireo Filoham-pirenena frantsay nitsidika ny Nosin-tsika

Mampalahelo. Tsy ny rediredin-dry manoranoram-poana tsy mahalala ny tantara mihitsy no mampalahelo ahy -ny sasany aza mbola tsy teraka tamin’ny andron’ny Filoha Ratsiraka dia miseho mahalala zavatra-. Ny mampalahelo ahy dia vitsy dia vitsy ny soratra sy sary voatahirin’ny mitondra malagasy nifandimby. Tsy mbola ao amin’ny kolontsain-tsika ny hoe : n’inona n’inona ny zava-miseho, toerana hifandimbiasana ny ety an-tany. Noho izany, tsy misy hidirana antoko, na tsangan’olona ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Madagasikara. Ireo Filoham-pirenena frantsay nitsidika ny Nosin-tsika