MADAGASIKARA. FANAMBARANA AVY AMIN’IREO VONDRON’ANTOKO POLITIKA MANOHANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA
Antananarivo, Alarobia 08 Janoary 2025 Rehefa nandinika ny toe-draharaha ankehitriny, ny vondron’antoko politika manohana ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA dia manao izao fanambarana izao: FAMPANDROSOANA SY ASA VITA Tao anatin’ny 6 taona nitondran’ny Filohan’ny Repoblika, dia hita ny ezaka...