London. Raharaha Romy Andrianarisoa. Fijery avy amin’ny NCA sy CPS

Rehefa niaiky fa meloka i Philippe Tabuteau, dia tsy nilainy intsony ny niatrika fitsarana. Azo antoka anefa fa hihena ny saziny noho ny an’i Romy Andrianarisoa izay niziriziry tamin’ny filazana fa tsy manan-tsiny. Eo am-piandrasana ny didim-pitsarana havoakan’ny Mpitsara momban’ny sazy (« Juge des peines »), ny 18 Marsa 2024, dia ireto misy fanambarana roa avy amina olona ambony britanika nahazo alàlana ny hiteny, taorian’ny didim-pitsarana navoaka, tamin’ny 20 Febroary...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de London. Raharaha Romy Andrianarisoa. Fijery avy amin’ny NCA sy CPS