Lolohavina ny an’ny tena

Feno 65 taona amin’izao 2024 izao ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy Andafy). Andafy, an-dafin’ny riaka, izany hoe ivelan’ny Nosy Madagasikara. Tsy mahagaga raha Frantsa, izay ahitana be indrindra ireo Malagasy am-pivahiniana, no nipoirany voalohany, aprily 1959.Ankoatra ny fitaizana finoana kristiana (protestanta), manazatra ihany koa ny sofina sy lela gasy tsy hanadino ny tenin-drazana. Ny fotoam-pivavahana isan-kerinandro, ankoatra ireo sampana samihafa iaraha-misalahy, dia...
Lire la suite sur