Lapan’ny Tananan’Antananarivo, Zoma 07 Jona 2024. Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahalaovantenan’i Madagasikara

« Malagasy miara-mientana amin’ny Fitiavan-Tanindrazana ». Io no tara-kevitrin'ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy izay natomboka tamin'ny fomba ofisialy, teo amin'ny Parvis eo alohan’ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo ao Analakely. Lanonana fananganan-tsaina izay notarihan'ny Praiminisitra lehiben'ny Governemanta, Andriamatoa Christian Ntsay, izay nisolo tena ny Filoham-pirenena ...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Lapan’ny Tananan’Antananarivo, Zoma 07 Jona 2024. Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahalaovantenan’i Madagasikara