Kolonely Rakotomamonjy Simon Patrick. Tsy nahatohitra ny herin’ny vola fa tany amina olona tsy matahotra an’Andriamanitra koa no niantsampy…

Ilay resaka amina vidéo nataon’ilay Kolonely Patrick iny, dia tsy vao izao no nisy, teto Madagasikara, ary avy amina manamboninahitra ao amin’ny miaramila ambony grady hatrany. Hatreto. Teo ny an’Itompokolahy Jeneraly Fidy Randrianarisoa nikasa haka ny « Base aéronavale d’Ivato » na BANI, ny tapaky ny volana Novambra 2006. Nilaza mihitsy moa izy tamin’izay fa « efa mipetraka ny directoire militaire » satria nihidy tao amin’ny BANI izy. Nitsefotra ilay fikasana satria...
Lire la suite sur
Image à la une de Kolonely Rakotomamonjy Simon Patrick. Tsy nahatohitra ny herin’ny vola fa tany amina olona tsy matahotra an’Andriamanitra koa no niantsampy…