Gascar Fenosoa. Aza misalotra ny asa masina tsy voafehy fa maha be fahavalo

Efa tamin’ny taona 1980 izaho, Jeannot Ramambazafy, no mpanao gazety. Asa nianarako io ary tsy mila hivalaparako eto (satria tsy tia mi-zesta amin’izany resaka mari-pahaizana izany aho), f’efa tamin’ny Amiraly Didier Ratsiraka, Filoham-pirenena, aho no mankeny Iavoloha rehefa misy raharaham-panjakana ilaina mpanao gazety ny eny. Ny taona 2002 moa dia izaho irery ihany no mpanao gazety nentin’ny Filoha Ravalomanana tao Joahnnesburg nanatrika ny «World Summit on Sustainable...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Gascar Fenosoa. Aza misalotra ny asa masina tsy voafehy fa maha be fahavalo