Fotsy, Mena, Maitso

«Miloko telo soratra ny sainam-pirenena malagasy ankehitriny dia ny fotsy mitsangana manaraka ny hazo ary ny mena sy ny maitso mitsivalana mifanongoa, ny mena ambony». Nandritra ireny «Alefa Barea» ireny dia nipoitra ombieny ombieny ny sainam-pirenena malagasy. Jejo nitanisa ny lokon’ny sainam-pirenena ny olona maro. Saingy. Saingy. Ny sasany nandiso ny fanoratana ny MAITSO, nataony hoe maintso. Saika ho fanitsiana io fotsiny no niheverako ity lahatsoratra ity, saingy revo tamin’ny...
Lire la suite sur