Fotsy, Mena, Maitso

(Tohiny)Indro fomba fiteny dimy maha fanina ny Vahiny amin’ny fomba fisainantsika. 1) Amin’ny fiteny MAINTI-molaly, ny raiamandreny lehibe no antsoina hoe FOTSI-volo. 2) Ny FOTSImbary dia izay vary voatoto, na dia vary MENA aza. 3) Mamotsifotsy Fotsy volo = maniratsira raiamandreny. 4) Hajao ny FOTSY volo amin’ny Tany na dia efa olo-MANGA mbola MAITSO volo aza ny tena. 5) Sora-tononina saro-tononina : Fototsofin’Ifotsy, FOTSY ; Ifotsy, FOTSY foto-tsofina...Ifotsy eto dia ny zanakavavy...
Lire la suite sur