Fotoan-gasy

Hay ilay antsointsika hoe «fotoan-gasy» dia efa fotoana hatrany Asia Atsimo-Atsinanana nihavian’ireo Razambe sasany. Sahabo ho telonjato sy roa arivo taona lasa, raha ny kajy taorian’ny nahitana ireo sary-am-bato tao amin’ny zohy zohin’Andriamamelo, anatin’ny faritra voajanahary voaaro antsoina hoe Beanka, any Melaky, faritra afovoany andrefan’i Madagasikara. Izany hoe «Jam karet» izany, hono, any Indonesia dia mitovy amin’ny «eo ho eo» na «ankeviny» aty amintsika.  Ny...
Lire la suite sur