FJKM Pasitora Ammi. Mahatsiravina ny nandikany vilana ny Tantara sy ny Finoana, hampiadivana ny samy Kristiana malagasy
Efa nisy izany Pasitora Zaka Andriamampianina sy ny akamany ao amin’ny Fjkm, tena mampiditra politika isak’izay « mitory teny ». Dia asa naninona tampoka teo koa ilay noheveriko fa mba olom-pinoana sy olon’ny fifanakalozan-kevitra tena mahalala izany hoe asa ana Pasitora -na Mpitandrina- izany (tambolohany), fa tena nanondrana tanteraka ka vao mainka mahatonga ny mpivavaka kristianina hiala ao amin’io Fjkm io. Fa inona marina aloha izany hoe Pasitora na Mpitandrina izany ? Ny...