Fitsarana Toamasina voalohany : Namory ireo OPJ rehetra ny tonia mpampanoa lalana
Tahaky ny isan-taona dia mampiantso ireo rafitra mandrafitra ny OPJ, “sampana mpanao fanadidiana eo anivon’ny fitandroana ny filaminana” nahitana ny polisy sy ny zandary ary ny eo anivon’ny ladoany, ny tonia mpampanoa lalana ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Toamasina. Mandritra izany no hametrahan hafatra amin’ny politikam-pitsarana tia hapetraka eto Toamasina, ka tokony arahan’ireto OPJ ireto. Ny tena voaraseka mazana dia ny fitandroana ny filaminam-bahoaka sy ny...