Filoha Andry Rajoelina nitsidika ny atleta tao amin’ny «Village Olympique » ao Paris
Ny Filoha Rajoelina, ny Atleta miisa 7 ; ireo Filoha ana taranja sy teknisianina mandrafitra ny delegasiona malagasy ; Rtoa Rosa Rakotozafy avy ao amin’ny ministeran’ny fanatanjahantena, ny Masoivohin’i Madagasikara ao Frantsa ; Atoa Rija Rajohnson sy ny vadiny ; ny Minisitry ny Fanatanjahantena misolo toerana, Atoa Ramonjavelo Valery PARIS, ALAHADY 28 JOLAY 2024. Tonga nitsidika ny atleta sy ny delegasiona malagasy tao amin’ny « Village des ...