Filoha Andry Rajoelina 2025 : ACTA NON VERBA
ACTA NON VERBA. Teny latina midika hoe ASA FA TSY KABARY. Torak’izany koa ny eto aminy MADAGATE.ORG Hajanona ny « commentaires » fa aleho ny sary no hiteny. Efa misy vidéo rahateo io ambony io, ho an’izay tena tia tanindrazana tsy manam-potoana hanenjika rivotra efa 6 taona izao. Tsiahiviko eto fa hivoaka amin’ity volana Janoary ity ny boky momban’i Fanirisoa Ernaivo… Fa arahabaina...