Fiadiana samy manana, fa ny fitaovana no tsy mitovy

Na inona lesoka, na akory madilana, raha mbola misy manoratra sy mamaky amin’ny tenin-drazana dia velona ny teny gasy. Ezaka iray hafa ary dingana manaraka ny fiezahantsika isan-tokantrano hitaiza ny taranaka fara aman-dimby amin’ny teny nolovaina tamin’ny razana nialoha lalana. Tsara anterina hatrany hatrany fa teny iray hafakely ny tenintsika, tsy nindramina tahaka ny an’ny firenena sasany voatery mampiasa ny tenin’ny mpanjanaka mba hifaneraseran’ny mpiray firenena. Teny mahaliana...
Lire la suite sur