Fefiloha «sivilizasiôna» sy tevana «barbaria»

«Ary izaho no manao ny fefiloha, hoy Andrianampoinimerina : ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro, fa ny rano no entina manetsa ny vary, koa ny vary no mahavoky ny ambaniandro. Koa ny hanaovako ny fefiloha, ho ranombarinareo» (Tantara Ny Andriana, takila 746). Ny fefiloha dia efa nisy talohan’Andrianampoinimerina, izay nanjaka teny Ambohimanga sy teto Antananarivo ny taona 1785-1810. Saingy, araka ny fahita matetika ao amin’ny Tantara Ny Andriana (TA) dia ny mikasika...
Lire la suite sur