Fahavaratr’Antananarivo, toa ririnin-dasa tsy tsaroana
2 décembre 2023
Source : L'Express de Madagascar
Na iza na iza nampiasa ny lalan’Antananarivo omaly zoma 01 desambra, dia tsy maintsy nikaikaika hoe “fitohanana tsy misy toa an’iny”. Na taiza mantsy na taiza, dia fitohanana lavareny no niainan’ny...