Antananarivo-Renivohitra : toa 1997 ihany no 2024

Antananarivo-Renivohitra, efa tena Madagasikara kely. Teloambinifolo tapitrisa ny Malagasy manontolo tamin’ny 1997, taona nanoratako itsy lahatsoratra etsy ambany itsy. Tombanana ho 25 tapitrisa isika izao taona 2024 izao. Ny tena ho raharaha, tany ka lasa mponin’Antananarivo avokoa ny vahoaka 13 tapitrisa... Saingy, raha mbola tsy ampy sekoly, fitsaboana, ho enti-manana, izany hoe fandrosoana isan-karazany antenaina amin’izany taona 2000 izany, ny faritra hafa manerana an’i...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar