ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

Raha toa ny fisianao eto an-tany (« Ton Existence ») ka toa loharanon'ireo olana tsy misy farany, dia raiso ho sedra izany hampatanjaka anao kokoa Manàna finoana fa mbola ho avy ny tsara indrindra. Ny fisianao akory tsy natao hampiaiky volana izao tontolo izao velively. Ny fisianao dia ny mba hiainanao ny fiainanao amin'ny fomba izay hahasambatra anao indrindra. Ny tsara indrindra eo amin’ny tenanao dia tsy natao tarigetra ho hotratrarina, fa toe-javatra tokony hiainana sy hamparina...
Lire la suite sur
Image à la une de ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)