Tapatapany.

# 4X4 nitondra razana no mbola nanao lozam-pifamoivoizana koa etsy Antampon’Ihorombe ny alin’ny asabotsy hifoha alahady teo. Olona iray no maty ary dimy hafa naratra mafy ka voatery nentina faran’izay haingana tany amin’ny hopitalin’ny Ranohira. Antampon’Ihorombe dia isan’ny làlana faran’izay mahitsy sy tsara eto amin’ny lalam-pirenena eto amintsika. Tsy mbola voafaritra aha misy hifandraisany amin’izany ilay lozam-pifamoivoizana. # Fiara iray no kila forehitra tetsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tapatapany.