LYONS CLUB RANOVISY ANTSIRABE :  Olona  200 isa nahazo fitiliana sy fitsaboina maimaim-poana 

Ilaina fijerena manokana ny olona manana toe-batana diabetika fa tsy mitovy amin’ny olon-drehetra manana olana ara-pahasalamana. olona manodidina ny 200 no nahazo fizahana sy fitsaboana maimaim-poana avy tamin’ny lyons Club Ranovisy Antsirabe. Nisy fiaraha miasa lehibe tamin’ny AMADIA sy centre ophtamologie  EZCO ny hetsika, ity farany izay mitsabo manokana momban’ny maso.  Mazava  fa olona manan toe-batana diabetika sy areti-maso ireo nozahana ireo, isan’izany ny cataracte...
Lire la suite sur
Image à la une de LYONS CLUB RANOVISY ANTSIRABE :  Olona  200 isa nahazo fitiliana sy fitsaboina maimaim-poana