Lisea Andre Resampa Antsirabe : Hahazo tombony manokana ireo mpianatra ny taranja Allemand
Nanolotra boky fianarana ihany koa ny SchoolNet. Maro ireo mpianatra ankehitriny no milofo sy manaraka ny taranja Allemand, tsikaritra fa ifanotofan’ireo tanora Malagasy mihitsy ny mankany amin’ity firenena ity aorian’ny fahazoana ny diplaoma bakalorea. Miantomboka amin’ny resaka “aupair” izany mba hizarana ny fiteny Allemand avy eo misafidy ny fianarana izay mety aminy, ao kosa ny tonga dia miditra amin’ny sehatry ny asa. Manampy betsaka amin’izany fivoahana makany...